You can use WordPress’s blog feature for church news, articles and so on. Feel free to call this section your church blog or rename it to something else like “News”.
Ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisy sy ny manodidina dia mirary taona 2020 sambatra ho antsika rehetra. Misaotra anao niara-dia taminay t@ iny taona 2019 iny ! Zarainay aminao sary vitsivitsy ny hetsika nataontsika t@ volana Oktobra – Desambra 2019. “Ary ho an’ny Mpanjaka tsy manan-taloha, tsy mety maty, tsy hita, dia ho an’Andriamanitra tokana […]







