You can use WordPress’s blog feature for church news, articles and so on. Feel free to call this section your church blog or rename it to something else like “News”.
Fête nationale de Madagascar, 27 juin 2021 à 15h. FANASANA Ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra sy ho fitrotroana am-bavaka ny Tanindrazantsika noho ny tsingerin-taona faha-61 niverenan’ny Fahaleovantena dia am-pifaliana no hanasana ny Malagasy tsy an-kanavaka eto Soisa sy Frantsa manodidina hanatrika ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana izay tanterahina ny Alahady 27 jona 2021 manomboka amin’ny 3 ora tolakandro ao […]




