FANOMPOAM-PIVAVAHANA IRAISAM-PINOANA SY FANKALAZANA NY FAHA-64 TAONA NIVERENAN’NY FAHALEOVANTENA, Zoma 28 Jona 2024 manomboka @ 7ora hariva vendredi 28 juin 2024 à partir de 19h FANASANA Ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra sy ho fitrotroana am-bavaka ny Tanindrazantsika noho ny tsingerin-taona faha-64 niverenan’ny Fahaleovantena dia am-pifaliana no hanasana ny Malagasy tsy an-kanavaka sy ny naman’ny Madagasikara rehetra hanatrika […]