Valihan’i Jehovah

La chorale VJ de la FKMSM

Un commentaire

  1. Miarahaba anareo ato amin’ny Valihan’i Jehovah,
    Izahay Tarika Vonjy dia mikasa hanao “Concert d’ouverture ” noho ny faha- 20 taona ny Tarika , ary manasa ny antoko mpihira ao aminareo (Valihan’i Jehovah) hiaraka amin’ireo antoko mpihira malagasy manodidina eto Annemasse mba hiaraka hiredona hira vitsivitsy an’ny Tarika Vonjy mandritra izany fotoana izany.

    Amin’ny Asabotsy faha 18 jona 2016 amin’ny 6 ora sy sasany hariva ao amin’ny Campus Adventiste Collonges no hanaovana azy io.

    Raha toa ka ekenareo izany fiaraha-miasa izany dia halefanay mail eto ny solfa sy ny lien hahitanareo ireo hira hiarahana ireo.

    Misaotra mialoha, eo am-piandrasana ny valiteninareo.

    Tarika Vonjy.

Ajouter un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.