Articles de août 2022

GRILLADE CANADIENNE, DÈS 11H30 À LA PLAGE D’YVONNAND – YVERDON-LES-BAINS

Prochain RDV : Samedi 27 août 2022 > GRILLADE CANADIENNE, DÈS 11H30 À LA PLAGE D’YVONNAND – YVERDON-LES-BAINS Faly manasa ny rehetra tsy misy ankanavaka amin’ny kitonotono izay hatao ny Asabotsy 27 Aogostra 2022, manomboka @ 11 ora sy sasany ao @ Plage d’Yvonand. Samia mitondra rano sy sakafo hifampizaràna. — La Communauté Chrétienne Malgache […]