Articles de mars 2023

Fotoana manaraka – Prochain RDV Mars 2023

Am-pifaliana no anasana anao amin’ny fiaraha-mivavaka ny Alahady 19 marsa amin’ny 3 ora ao amin’ny Temple du Motty Ecublens Lausanne. Hisy fialana hetaheta aorian’ny fotoana ary izay hovimbinin’ny tsirairay dia hifampizaràna am-pifaliana koa. Faly indrindra hihaona aminao. Vous êtes cordialement invité à participer au culte FKMSM du 19 mars 2023. Il aura lieu au Temple […]