You can use WordPress’s blog feature for church news, articles and so on. Feel free to call this section your church blog or rename it to something else like “News”.

Bienvenue

Jaona 15 :5b «Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy » Tonga soa eto amin’i Tranokalan’i Fiangonana Krisitianina Malagasy eto Soisa sy ny manodidina  FKMSM! Tamin’i taona 1985 no niforonan’ny Fiangonana Krisitianina Malagasy aty Soisa sy ny manodidina- FKMSM. Noho ny fitahian’i Tompo dia miroborobo izy ankehitriny. Ny tanjony dia mampiray ny […]

TATITRA – RAPPORT

Vaovaon’ny tetikasa notohanatsika – Quelques nouvelles des projets que nous avons soutenu. Ensemble, en achetant des tôles, nous avons participé à la rénovation de l’église FLM Ambalamarina Fitiavana ! Votre générosité sera récompensée par la gratitude et la bénédiction de toute une communauté.

NEWSLETTER #30, 2023 INSIDE.FKMSM

Zarainay aminao sary vitsivitsy ny hetsika nataontsika farany t@ volana Aprily – Jona 2023.Sokafy ny rohy etsy ambany – Youtube/inside.fkmsm Nous avons sélectionné pour vous quelques photos de nos activités du mois d’avril à juin 2023.Cliquez sur le lien en bas – YouTube/inside.fkmsm A tous un superbe été, des beaux moments, des belles vacances.En Christ […]

Tsingerin-taona faha-63 niverenan’ny Fahaleovantena

FANOMPOAM-PIVAVAHANA IRAISAM-PINOANA HO FANKALAZANA NY FAHA-63 TAONA NIVERENAN’NY FAHALEOVANTENA,25 jiona 2023  2ora30.25 juin 2023 @ 14h30 FANASANA    Ambassade de Madagascar                  en Suisse                 ————–Représentation Permanenteauprès de l’Office des NationsUnies et des Institutions Spécialiséesà Genève et à Vienne——————–Ny Masoivohon’i Madagascar eto Soisa dia faly manasa antsika hiaraka hiombom-bavaka ho an’ny Tanindrazana nyAlahady 25 jiona 20232 ora 30mnCentre […]

A.D. LA BIBLE CONTINUE – Popcorn et projection privée

Tohin’ny resantsika tany @ camp dia zaraina amintsika amin’ity rohy ity – Partagé en streaming avec ce lien : A.D. LA BIBLE CONTINUE( Série Chrétienne )L’intrigue est inspirée par la Actes des Apôtres et Les lettres de Paul, narrant les principaux événements après la crucifixion et de la résurrection de Jésus. En particulier, comment l’événement a affecté […]

NEWSLETTER #29, 2023 INSIDE.FKMSM

It’s a beautiful day ! #newsfkmsm “Misaora an’i Jehovah, ry fanahiko; Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina.” Salamo 103:1“Mon âme, bénis l’Eternel! Que tout ce qui est en moi bénisse son saint nom!” Psaume 103:1 NEWSLETTER #29, 2023 INSIDE.FKMSMZarainay aminao sary vitsivitsy ny hetsika nataontsika farany t@ volana Janoary – Martsa 2023.Sokafy […]

TATITRA / RAPPORT – PROJET FKMSM

#projetfkmsm Nous remercions toutes les personnes qui ont contribué à l’achat de 23 bancs pour l’église Luthérienne à Beravina, Fitandremana Ambodifampana, FianarantsoaII. Votre aide nous est précieuse !Les rapports sont clairs – La gestion efficace – Un grand encouragement pour tous nos donateurs. Fanohanana mivantana 0% mpanelanelana – Fanampiana 100% any am-potony.

Camp de pentecôte

du 27 au 29 mai 2023 à Vers L’Eglise, Ormont-Dessus Thème : “L’Esprit Saint, la force de Dieu””Ny Fahany Masina Herin’Andriamanitra” « Fa tsy nomen’Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena.» 2 Timoty 1: 7 « Car ce n’est pas un esprit de timidité que Dieu nous a donné, mais un […]

Fotoana manaraka – Prochain RDV Mars 2023

Am-pifaliana no anasana anao amin’ny fiaraha-mivavaka ny Alahady 19 marsa amin’ny 3 ora ao amin’ny Temple du Motty Ecublens Lausanne. Hisy fialana hetaheta aorian’ny fotoana ary izay hovimbinin’ny tsirairay dia hifampizaràna am-pifaliana koa. Faly indrindra hihaona aminao. Vous êtes cordialement invité à participer au culte FKMSM du 19 mars 2023. Il aura lieu au Temple […]