“Mba ho iray ihany izy rehetra, tahaka Anao Ray ato amiko, ary Izaho koa ao aminao, mba ho ao amintsika koa izy; mba hinoan’izao tontolo izao fa Hianao no naniraka Ahy.” Jaona 17:21 MG1865
Ny Fiangonana Kristianina Malagasy eto Soisy sy ny manodidina dia hiara hiombom- bavaka amin’ireo Malagasy ao Fribourg, Lausanne, Berne, Neuchâtel ny Alahady 16 Jona 2024 amin’ny 3 ora tolak’andro ao amin’ny Fiangonana Christ- Roi
Route du Comptoir 2
1700 Fribourg
Aorian’ny fotoam- pivavahana dia hisy fiarahana miala hetaheta mba hahafahantsika mifankahalala sy mifampizara vaovao.
Raisina an- tanan- droa izay afaka vimbinintsika na mamy na masira
Mirary soa
Ny Komity
0 commentaires