“Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy Ahy Hianao?” “Mon Dieu, mon Dieu pourquoi m’as-tu abandonné?” Ry havana malala ao amin’ny Tompo, Mbola faly isika fa mbola vangian’ny tenin’Andriamanitra mandrakariva! Indro ary atolotra anao fizarana fohy isan’andro miompana amin’ireo teny fito izay nolazain’i Jesosy teo amin’ny hazo fijaliana. Enga anie ka hampahery sy hitarika […]