“Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy Ahy Hianao?”
“Mon Dieu, mon Dieu pourquoi m’as-tu abandonné?”
Ry havana malala ao amin’ny Tompo,
Mbola faly isika fa mbola vangian’ny tenin’Andriamanitra mandrakariva!
Indro ary atolotra anao fizarana fohy isan’andro miompana amin’ireo teny fito izay nolazain’i Jesosy teo amin’ny hazo fijaliana.
Enga anie ka hampahery sy hitarika antsika izany eo amin’ny fiandrandràntsika ny Paska.
Mirary fahasoavana sy fitahiana ho antsika hatrany sady miara-miombona ao amin’ny fivavahana!
Chers frères et chères sœurs en Christ,
Nous avons encore la joie d’être visités par la Parole de Dieu.
C’est ainsi que sa parole nous sera proposé ici tous les jours alors que nous cheminons vers Pâques.
Il s’agit des sept paroles qu’il a dites sur la croix.
Pourvu que cela nous aide dans notre propre cheminement…
Bonne réception à tous et restons unis dans la prière
0 commentaires