Am-pifaliana no anasana anao amin’ny fiaraha-mivavaka ny Alahady 19 marsa amin’ny 3 ora ao amin’ny Temple du Motty Ecublens Lausanne.
Hisy fialana hetaheta aorian’ny fotoana ary izay hovimbinin’ny tsirairay dia hifampizaràna am-pifaliana koa.
Faly indrindra hihaona aminao.
Vous êtes cordialement invité à participer au culte FKMSM du 19 mars 2023. Il aura lieu au Temple du Motty, 1 Place du Motty 1024 Ecublens.
La célébration sera suivi du verre de l’amitié et ce que chacun apportera sera aussi partagé dans la joie.
Au plaisir de célébrer ensemble!
0 commentaires