You can use WordPress’s blog feature for church news, articles and so on. Feel free to call this section your church blog or rename it to something else like “News”.
Jésus dit: “Père, pardonne-leur car ils ne savent ce qu’ils font.” Luc 23,34 Hoy Jesosy: “Raiko ô, mamelà ny helony, fa tsy fantany izay ataony.” Lioka 23:34 Ry havana malala ao amin’ny Tompo, Mbola faly isika fa mbola vangian’ny tenin’Andriamanitra mandrakariva! Indro ary atolotra anao fizarana fohy isan’andro miompana amin’ireo teny fito izay nolazain’i Jesosy […]



