Articles par Sera Sera (Page 5)

Newsletter #14, 2019

Bonjour à toutes et à tous, Nous avons sélectionné pour vous quelques photos de nos activités du mois d’avril au mois de juin 2019. N’hésitez pas à nous envoyer vos infos, photos à seraweb[@]fkmsm.ch. Nous nous ferons un plaisir de les relayer. Meilleures salutations Salama tompoko, Zarainay aminao sary vitsivitsy ny hetsika nataontsika farany t@ […]

Semaine Sainte – Herinandro Masina Partage et musique #4

“Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy Ahy Hianao?” “Mon Dieu, mon Dieu pourquoi m’as-tu abandonné?” Ry havana malala ao amin’ny Tompo, Mbola faly isika fa mbola vangian’ny tenin’Andriamanitra mandrakariva! Indro ary atolotra anao fizarana fohy isan’andro miompana amin’ireo teny fito izay nolazain’i Jesosy teo amin’ny hazo fijaliana. Enga anie ka hampahery sy hitarika […]

Semaine Sainte – Herinandro Masina Partage et musique #2

Hoy Jesosy taminy: “Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hihaonanao amiko any Paradisa.” Lioka 23:43 Jésus dit: “Je te le dis en vérité, aujourd’hui tu seras avec moi dans le paradis.” Luc 23:43 Ry havana malala ao amin’ny Tompo, Mbola faly isika fa mbola vangian’ny tenin’Andriamanitra mandrakariva! Indro ary atolotra anao fizarana fohy isan’andro miompana […]

Semaine Sainte – Herinandro Masina Partage et musique #1

Jésus dit: “Père, pardonne-leur car ils ne savent ce qu’ils font.” Luc 23,34 Hoy Jesosy: “Raiko ô, mamelà ny helony, fa tsy fantany izay ataony.” Lioka 23:34 Ry havana malala ao amin’ny Tompo, Mbola faly isika fa mbola vangian’ny tenin’Andriamanitra mandrakariva! Indro ary atolotra anao fizarana fohy isan’andro miompana amin’ireo teny fito izay nolazain’i Jesosy […]

Le programme de la semaine Sainte 2019

En chemin vers #Pâques2019 Herinandro Masina 2019 #fkmsm Alahady 14 Aprily – Dimanche 14 avril @ 18h > Rameaux – Sampan-drofia > Concert “the Way”, avec Exo organisé par Psalmodia à la Cathédrale de Lausanne, 1005 Lausanne Alatsinainy 15 Aprily – Lundi 15 avril : Musique et partage > mailing et réseaux sociaux Talata 16 […]