FANASANA / INVITATION Ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra sy ho fitrotroana am-bavaka ny Tanindrazantsika noho ny tsingerin-taona faha-66 niverenan’ny Fahaleovantena, dia am-pifaliana lehibe no hanasana: Ny Malagasy rehetra tsy an-kanavaka Ary ny naman’i Madagasikara rehetra hanatrika ny: Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana & Fankalazana ny Fetim-pirenena Malagasy Asabotsy 27 Jona 2026 Amin’ny 3 ora sy sasany hariva Paroisse de Montbrillant […]







