“Mba ho iray ihany izy rehetra, tahaka Anao Ray ato amiko, ary Izaho koa ao aminao, mba ho ao amintsika koa izy; mba hinoan’izao tontolo izao fa Hianao no naniraka Ahy.” Jaona 17:21 MG1865 Ny Fiangonana Kristianina Malagasy eto Soisy sy ny manodidina dia hiara hiombom- bavaka amin’ireo Malagasy ao Fribourg, Lausanne, Berne, Neuchâtel ny Alahady […]









