FKMSM
Retraite Spirituelle
« Sambatra ny mamindra fo, fa hamindrana fo izy. » Matio 5 :7
Manasa anao handray anjara amin’ny Retraite Spirituelle karakarain’ny FKMSM
ao Notre-Dame de La Salette.
Ny fotoana dia hanomboka ny sabotsy 22 Oktobra, amin’ny 11 ora maraina
Ny saran-dasy:
53.25 Euros isan’olona
Fanamarihana vitsivitsy
Sakafo ny sabotsy 22 Oktobra 2016, atoandro (repas canadien)
Afaka milaza mialoha raha ho tonga 21 Oktobra ka hanainga ny 24 Okrotbra.
Ny fisoratana anarana
dia efa misokatra ary mifarana mandritra ny fotoam-pivavahana amin’ny
Alahady 2 Oktobra 2016.
Ny fanazavana fanampiny dia azo amin’ny fanoratana mivantana amin’ny komity komiy[at]fkmsm.ch.
Ho aminao sy ny ankohonanao anie ny Fiadanana avy amin’ny Jesosy Kristy Tompontsika.
Ny komity
« Heureux les miséricordieux, car ils obtiendront miséricorde. » Mt 5,7
Nous vous invitons pour une retraite spirituelle au Sanctuaire Notre-Dame de La Salette
qui se trouve au sud-est de la France à 1800 m d’altitude.
Date : 22-23 octobre 2016
Le tarif du séjour est d’environ 53.25 euros par personnes
Quelques remarques :
Repas canadien samedi 22 octobre
Possibilité d’arriver la veille, vendredi 21 et de partir le lendemain lundi 24 octobre.
Inscription se termine pendant le culte le dimanche 2 octobre 2016
Informations supplémentaires: comite[at]fkmsm.ch
Avec nos salutations fraternelles et la Paix du Christ.
Le comité
0 commentaires