FANASANA / INVITATION
Ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ![]()
sy ho fitrotroana am-bavaka ny Tanindrazantsika ![]()
noho ny tsingerin-taona faha-66 niverenan’ny Fahaleovantena,
dia am-pifaliana lehibe no hanasana:
Ny Malagasy rehetra tsy an-kanavaka
Ary ny naman’i Madagasikara rehetra
hanatrika ny:
Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana & Fankalazana ny Fetim-pirenena Malagasy
Asabotsy 27 Jona 2026
Amin’ny 3 ora sy sasany hariva
Paroisse de Montbrillant
Rue Elisabeth-Baulacre 16, 1202 Genève
Fête de l’indépendance de Madagascar
0 commentaires