Past Events (Page 10)

Culte de l’unité (Collonges-sous-Salève )

Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana « Ny tananao ankavanana, Jehovah ô, efa malaza amin’ny hery.» Eksodosy 15:6 Manasa anao hiara-hidera sy hankalaza an’Andriamanitra miaraka amin’ny Fiangonana malagasy rahavavy eto Soisa sy Frantsa manodidina ny Alahady 21 Janoary 2087, amin’ny 6 ora tolakandro ao amin’ny Eglise adventiste de Collonges sous-Salève, 131 chemin de Pérouzet 74160 Collonges sous-Salève France Fanazavana: […]

Fotoam-pivavahana / célébration, Genève (GE)

« Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin’ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin’ny finoanareo, mba hitomboanareo amin’ny fanantenana noho ny herin’ny Fanahy Masina.  » Romana 15:13 Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny Taona vaovao 2018 ! Manasa anao ho tonga hiaraka hidera an’Andriamanitra  eto amin’ny FKMSM. Ny fotoanantsika manaraka dia ny alahady 7 Janoary […]

KRISMASY – CULTE DE NOËL

« Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan’ i Davida, dia Kristy Tompo.», Lioka 2 : 11 faly manasa anao hiara-mankalaza ny fetin’ny Krismasy ny Alatsinainy 25 desambra 2017 ao amin’ny Temple de Sevelin Avenue de Tivoli 74, 1007 Lausanne Toy izao ny fandaharam-potoana: -12 ora sy sasany atoandro : repas canadien anasana […]

Festival de la Jeunesse – ateliers en ville

Chante et danse avec une chorale malgache et partage aussi des ateliers ludiques avec des personnes de plusieurs nationalités différentes. Il faut que tu t’inscrives pour cet atelier.