Past Events (Page 12)

Fotoam-pivavahana / Célébration œcuménique, fête nationale de Madagascar , 25 juin 2017, 14:30, Genève

Ao anatin’ny fankalazana ny faha-56 taonan’ ny fahaleovantenan’i Madagasikara dia manasa antsika rehetra ny Masoivohon’i Madagasikara eto Genève  sy ireo fiangonana kristiana miaraka amin’ny fikambanana malagasy eto Soisy sy Frantsa manodidina  hiara- iombom-bavaka amin’ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana izay ho tanterahina ny Alahady faha- 25 jona 2017 amin’ny 2ora sy sasany tolakandro ao amin’ny Église St-Nicolas de […]