« Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin’ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin’ny finoanareo,
mba hitomboanareo amin’ny fanantenana noho ny herin’ny Fanahy Masina. » Romana 15:13
Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny Taona vaovao 2018 !
Manasa anao ho tonga hiaraka hidera an’Andriamanitra eto amin’ny FKMSM.
Ny fotoanantsika manaraka dia ny alahady 7 Janoary 2018 ho avy izao,
amin’ny 3 ora tolakandro, ao amin’ny
Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.
Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.
Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.
***
“ Que le Dieu de l’espérance vous remplisse de toute joie et de toute paix dans la foi,
pour que vous abondiez en espérance, par la puissance du Saint-Esprit !“ Romains 15:13
Bonne et heureuse année 2018 !
Nous vous invitons à la prochaine célébration de la FKMSM qui aura lieu ce dimanche 7 janvier 2018
à 15h la célébration au Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.
Nous nous réjouissons de vous revoir.
Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!
0 commentaires