Annonces (Page 2)

Camp de pentecôte #FKMSM 2022

– Vivons par l’Esprit ! “Ny Fanahy dia miara-milaza amin’ny fanahintsika fa zanak’Andriamanitra isika.Ary raha zanaka, dia mpandova; eny, sady mpandova an’Andriamanitra no mpiray lova amin’i Kristy koa, raha miara-miaritra aminy isika mba hiara-manam-boninahitra aminy koa.” Romana 8: 16-17 “L’Esprit lui-même rend témoignage à notre esprit que nous sommes enfants de Dieu.Or, si nous sommes […]

Bonne année !

La Communauté Chrétienne Malgache en Suisse et aux Environs (CCMSE) vous présente ses meilleurs vœux pour l’année 2022 ! Psaume 65:11 “Tu couronnes l’année de tes biens, Et tes pas versent l’abondance” Ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisy sy ny manodidina – FKMSM dia mirary taona 2022 sambatra ho antsika rehetra. Salamo 65:11 “Satrohanao voninahitra […]

Newsletter #22, 2021 Inside.fkmsm

RESTONS CONNECTÉS Na dia fotoanan’ny fialan-tsasatra aza dia mbola afaka mihaona mivantana en ligne isika. Manao filazana ny vondrombavaka fa ny fotoana ifampaherezana sy ifampizarana isaky ny Alarobia dia afindra ny Alahady faharoa sy Alahady faha-efatra hariva.Bonnes vacances ! Mirary fialan-tsasatra mahafinaritra ho antsika rehetra! NEWSLETTER #22, 2021 Nous avons sélectionné pour vous quelques photos […]