Annonces (Page 3)

Fankalazana ny fetim-pirenena Malagasy

Fête nationale de Madagascar, 27 juin 2021 à 15h. FANASANA Ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra sy ho fitrotroana am-bavaka ny Tanindrazantsika noho ny tsingerin-taona faha-61 niverenan’ny Fahaleovantena dia am-pifaliana no hanasana ny Malagasy tsy an-kanavaka eto Soisa sy Frantsa manodidina hanatrika ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana izay tanterahina ny Alahady 27 jona 2021 manomboka amin’ny 3 ora tolakandro ao […]

BOKY : TONGA NY MAZAVA III

Ny Fiangonana Kristiana : Tsangambato FKMSM 25ème Noho ny fitarihan’ny Fanahy Masina dia feno 25 taona ny niorenan’ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Suisse sy ny manodidina. Ny FKMSM, araky ny fanafohizan-teny ahafantaran’ny maro azy, dia nipoitra avy tamin’ny fanirian’ireo Malagasy nonina tao Suisse fahizany – notarihin’ireo Komity voalohany dia i Pastora Rabemanantsoa Noël mivady, Itompokolahy […]

La Communauté chrétienne malgache de Suisse

“Reportage au sein de la Communauté chrétienne malgache de Suisse” diffusé le 8 Sep, 2015  sur https://www.django.fm/ Laure part en reportage au sein de la Communauté chrétienne malgache de Suisse qui fête ses 30 ans cette année. Un laboratoire œcuménisme et une belle histoire d’amitié. Deux fois par mois, la Communauté chrétienne malgache de Suisse […]

Newsletter #18, 2020

“Mankanesa atỳ amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.” Matio 11:28 “Venez à moi, vous tous qui êtes fatigués et chargés, et je vous donnerai du repos.” Mathieu 11,28 Newsletter avril à juin 2020. #insidefkmsm #allervers #journaldebord