FANOMPOAM-PIVAVAHANA IRAISAM-PINOANA HO FANKALAZANA NY FAHA-63 TAONA NIVERENAN’NY FAHALEOVANTENA,25 jiona 2023 2ora30. 25 juin 2023 @ 14h30 |
FANASANA Ambassade de Madagascar en Suisse ————– Représentation Permanente auprès de l’Office des Nations Unies et des Institutions Spécialisées à Genève et à Vienne ——————– Ny Masoivohon’i Madagascar eto Soisa dia faly manasa antsika hiaraka hiombom-bavaka ho an’ny Tanindrazana ny Alahady 25 jiona 2023 2 ora 30mn Centre Paroissial Œcuménique de Meyrin Rue de Livron 20 1217 Meyrin Iangaviana isika mba hanamarina ny fahatongavantsika mialoha ny 20 jona 2023 amin’ny 12 ora alina.: Amin’ny alalan’ny fisoratana anarana eo anivon’ny fiangonana misy antsika tsirairay avy, Na koa amin’ny alalan’ny laharan-tarobia +41 22 740 16 50 na ny adiresy mailaka repermad-geneve@diplomatie.gov.mg |

0 commentaires