Retraite Spirituelle
« Fa nampionona sy nampangina ny fanahiko aho;…manantenà an’i Jehovah Hatramin’izao ka ho mandrakizay. » Salamo 131
Manasa anao handray anjara amin’ny Retraite Spirituelle karakarain’ny FKMSM
ao @ « Maison St Anthelme ao Belley ».
Ny fotoana dia hanomboka ny sabotsy 21 Oktobra, amin’ny 11 ora maraina
Fanamarihana vitsivitsy
Sakafo ny sabotsy 21 Oktobra 2017, atoandro (repas canadien)
Ny fisoratana anarana
dia efa misokatra ary mifarana ny zoma 13 Oktobra 2017. 078 615 92 15 na amin’ny alalan’ny mail: komity[at]fkmsm.ch
Ny saran-dasy sy ny fanazavana fanampiny dia azo amin’ny fanoratana mivantana koa amin’ny komity.
Ho aminao sy ny ankohonanao anie ny Fiadanana avy amin’ny Jesosy Kristy Tompontsika.
Ny komity
« Je tiens mon âme en paix et silence… Mets ton espoir dans le Seigneur, dès maintenant et à jamais ! » Psaume 131
Nous vous invitons pour une retraite spirituelle à la Maison St Anthelme à Belley, F.
Date : 21-22 octobre 2017
Repas canadien samedi 21 octobre à midi
Inscription se termine le vendredi dimanche 13 octobre 2017. 078 615 92 15 ou par mail comite[at]fkmsm.ch
Le tarif du séjour contactez également le comité.
Avec nos salutations fraternelles et la Paix du Christ.
Le comité
0 commentaires