Fotoam-pivavahana / Célébration œcuménique, fête nationale de Madagascar , 23 juin 2019 à 14h, Genève

“Raha ny oloko izay nantsoina amin’ny anarako ho avy hanetry tena ka
hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin’ny ratsy fanaony, dia hihaino
any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny”. 2
TANTARA 7:14

FANASANA

Ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra sy ho fitrotroana
am-bavaka ny Firenena noho ny tsingerin-taona faha-59
niverenan’ny Fahaleovantena dia am-pifaliana no hanasan’ny

Masoivohon’ny Madagasikara eto Soisa ny Malagasy tsy an-
kanavaka hanatrika ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana izay

tanterahina ny Alahady 23 jonaho avy izao. Ny fotoam-
pivavahana dia hanomboka amin’ny 2 ora tolakandrotsy diso

izay atao ao amin ny :

Chapelle de Saint Jean Baptiste,
Route de Certoux 59 –
1258 Perly-Certoux

Hisy ny fiarahana hanala hetaheta aorian’ny fotoam-pivavahana,
Hoan’ireo izay hampiasa fitanteram-bahoaka : Bus 42
(Directions : P+R Bernex ou Carouge) – Arrêt Perly Mairie.
Ny Mpiandraiki-draharaha vonjimaika
Masoivohon’i Madagasikara eto Soisa.

—–

INVITATION

A l’occasion de la célébration du 59ème
anniversaire de l’Indépendance de Madagascar,
l’Ambassade de Madagascar à Genève invite les
Malagasy et les amis de Madagascar à un culte
œcuménique qui aura lieu le 23 juin 2019 à
14h00 à la
Chapelle de Saint Jean Baptiste
Route de Certoux 59 – 1258 Perly-Certoux.
Après le culte, une collation sera offerte.
Pour les usagers du transport public: Bus 42
(Directions P+R Bernex ou Carouge) – Arrêt Perly
Mairie.
Le Chargé d’Affaires a.i.
Ambassade de Madagascar en Suisse.

Ireo “communauté chrétiennes” eto Suisse sy Frantsa manodidina :

Adv. Collonges

Adv. Saint Julien

AMES

BEJUNE

Kristiana ao Fribourg

CCMG

FJKM-Gland

FKMSM

FLM-Genève

FPMA-Annemasse

FPTM

0 commentaires

Ajouter un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.