« Mandehana amin’izao herinao izao […]; tsy efa naniraka anao va Aho?»
Mpitsara 6:14
Ny fotoam-pivavahana manarakan’ny FKMSM dia karakarain’ny chorale Valihan’i Jehovah, ny
Alahady 19 oktobra amin’ny 3 ora tolak’andro
ao amin’ny Fiangonana ao Ecublens, Place du Motty 1, 1024 Ecublens (VD)
Mahafaly anay ny hiara-hidera sy hankalaza an’Andriamanitra hiaraka aminareo !
Aparitaho, ary manasa anao hizara @ namana sy tapaka
Fanazavana fanampiny : comite[@]fkmsm.ch
« L’Éternel se tourna vers lui, et dit : Va avec cette force que tu as […]; n’est-ce pas moi qui t’envoie ? »
Juges 6:14
Notre prochain culte de la FKMSM sera animée et préparée par la chorale VJ et aura lieu le
Dimanche 19 Octobre 2014, à 15 heures
au temple protestant d’Ecublens, Place du Motty 1, 1024 Ecublens (VD)
Plus d’information : comite[@]fkmsm.ch
0 commentaires