Nous avons sélectionné pour vous quelques photos de nos activités du mois d’octobre à décembre 2021. Zarainay aminao sary vitsivitsy ny hetsika nataontsika farany t@ volana Oktobra – Desambra 2021.
Nous avons sélectionné pour vous quelques photos de nos activités du mois d’octobre à décembre 2021. Zarainay aminao sary vitsivitsy ny hetsika nataontsika farany t@ volana Oktobra – Desambra 2021.
La Communauté Chrétienne Malgache en Suisse et aux Environs (CCMSE) vous présente ses meilleurs vœux pour l’année 2022 ! Psaume 65:11 “Tu couronnes l’année de tes biens, Et tes pas versent l’abondance” Ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisy sy ny manodidina – FKMSM dia mirary taona 2022 sambatra ho antsika rehetra. Salamo 65:11 “Satrohanao voninahitra […]
Nous avons sélectionné pour vous quelques photos de nos activités du mois de juillet à septembre 2021. Zarainay aminao sary vitsivitsy ny hetsika nataontsika farany t@ volana Jolay – Septambra 2021.
RESTONS CONNECTÉS Na dia fotoanan’ny fialan-tsasatra aza dia mbola afaka mihaona mivantana en ligne isika. Manao filazana ny vondrombavaka fa ny fotoana ifampaherezana sy ifampizarana isaky ny Alarobia dia afindra ny Alahady faharoa sy Alahady faha-efatra hariva.Bonnes vacances ! Mirary fialan-tsasatra mahafinaritra ho antsika rehetra! NEWSLETTER #22, 2021 Nous avons sélectionné pour vous quelques photos […]
Fête nationale de Madagascar, 27 juin 2021 à 15h. FANASANA Ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra sy ho fitrotroana am-bavaka ny Tanindrazantsika noho ny tsingerin-taona faha-61 niverenan’ny Fahaleovantena dia am-pifaliana no hanasana ny Malagasy tsy an-kanavaka eto Soisa sy Frantsa manodidina hanatrika ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana izay tanterahina ny Alahady 27 jona 2021 manomboka amin’ny 3 ora tolakandro ao […]