Jaona 15 :5b «Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy » Tonga soa eto amin’i Tranokalan’i Fiangonana Krisitianina Malagasy eto Soisa sy ny manodidina FKMSM! Tamin’i taona 1985 no niforonan’ny Fiangonana Krisitianina Malagasy aty Soisa sy ny manodidina- FKMSM. Noho ny fitahian’i Tompo dia miroborobo izy ankehitriny. Ny tanjony dia mampiray ny […]