Articles par Sera Sera (Page 9)

04|05|14 – Fotoam-pivavahana / Culte [ #Genève – CH] à 15h

Manasa anao hanatrika ny fanompoam-pivavahana ho tanterahina ny 4 May 2014 ao amin’ny Temple de Servette-Vieusseux 55 Av. Wendt, CH-1203 Genève amin’ny 3 ora tolakandro ________________ Nous vous invitons à venir célébrer le culte du 4 Mai 2014 au Temple de Servette-Vieusseux 55 Av. Wendt, CH-1203 Genève à 15 heures ________________ Emmenez vos familles non-malgachophones. […]

Bienvenue

Jaona 15 :5b «Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy » Tonga soa eto amin’i Tranokalan’i Fiangonana Krisitianina Malagasy eto Soisa sy ny manodidina  FKMSM! Tamin’i taona 1985 no niforonan’ny Fiangonana Krisitianina Malagasy aty Soisa sy ny manodidina- FKMSM. Noho ny fitahian’i Tompo dia miroborobo izy ankehitriny. Ny tanjony dia mampiray ny […]