La Communauté Chrétienne Malgache en Suisse et aux Environs (CCMSE) vous présente ses meilleurs vœux pour l’année 2022 !
Psaume 65:11 “Tu couronnes l’année de tes biens, Et tes pas versent l’abondance”
Ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisy sy ny manodidina – FKMSM dia mirary taona 2022 sambatra ho antsika rehetra.
Salamo 65:11 “Satrohanao voninahitra ny taona fitahianao; ary ny dianao mitete menaka.”
0 commentaires