Past Events

Fiaraha-mivavaka iraisam-pinoana / Célébration œcuménique

18 octobre 2020, en ligne Noho ny fankalazana ny faha-62 taonan’ny nijoroan’ny Repoblikan’i Madagasikara dia am-pifaliana no anasana anao ny: Alahady 18 Oktobra 2020 amin’ny 3 ora tolakandro (GMT+2) ao @ Zoom. Fiaraha-mivavaka iraisam-pinoana iraisan’ireo fiangonana Malagasy eto Soisy sy ny manodidina. — A l’occasion de la du 62ème Anniversaire de la Première République Malagasy, […]