Manome fotoana antsika ny mpanompon’ Andriamanitra Marthe Hervé ny zoma 20 avril ho avy izao!
Tsy ifanavahana ny fotoana fa kosa hisy fotoana iompanana amin’ny tontolon’ny #vehivavy koa dia asaina manokana izy ireo.
Amin’ny 7 ora hariva ny fotoana ao amin’ny salle paroissiale-n’ny Fiangonana Temple de la Servette
Avenue Wendt 55 Genève
Taomy ny namana rehetra!
Radio Vaovao Mahasoa http://fanasina.fkmsm.ch
FKMSM seraweb

0 commentaires