You can use WordPress’s blog feature for church news, articles and so on. Feel free to call this section your church blog or rename it to something else like “News”.

11|05|14 – Kermesse 2014 [Lausanne, CH]

RAPPEL :    Le dimanche 11 mai 2014 à partir de 15h, la Communauté œcuménique malgache organise une kermesse dans le cadre des événements conviviaux qu’elle envisage au cours de l’année 2014. Nous vous invitons à passer un après-midi convivial et à travers vos dons de soutenir les projets de développement et d’entraide en Suisse et […]

04|05|14 – Fotoam-pivavahana / Culte [ #Genève – CH] à 15h

Manasa anao hanatrika ny fanompoam-pivavahana ho tanterahina ny 4 May 2014 ao amin’ny Temple de Servette-Vieusseux 55 Av. Wendt, CH-1203 Genève amin’ny 3 ora tolakandro ________________ Nous vous invitons à venir célébrer le culte du 4 Mai 2014 au Temple de Servette-Vieusseux 55 Av. Wendt, CH-1203 Genève à 15 heures ________________ Emmenez vos familles non-malgachophones. […]

Bienvenue

Jaona 15 :5b «Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy » Tonga soa eto amin’i Tranokalan’i Fiangonana Krisitianina Malagasy eto Soisa sy ny manodidina  FKMSM! Tamin’i taona 1985 no niforonan’ny Fiangonana Krisitianina Malagasy aty Soisa sy ny manodidina- FKMSM. Noho ny fitahian’i Tompo dia miroborobo izy ankehitriny. Ny tanjony dia mampiray ny […]

13 février 2014

Alakamisy 13 Febroary 2014 Des questions honnêtes peuvent conduire à des réponses faisant grandir la foi. (NPQ) 1 PETERA 3.13-18 HO AMIN’NY SOA MANDRAKARIVA Ry havako, Amin’ny fifaliana mandrakariva no hamangiana sy hiarahabana anao sy ny ankohonanao amin’ny alàlan’ity hafatra hifampaherezantsika isan’andro ity. Ho aminareo hatrany anie ny Fahasoavana sy ny Fiadanan’i Jesoa Tompo. Tsy […]