Nous avons sélectionné pour vous quelques photos de nos activités du mois de juillet à septembre 2021. Zarainay aminao sary vitsivitsy ny hetsika nataontsika farany t@ volana Jolay – Septambra 2021.
Nous avons sélectionné pour vous quelques photos de nos activités du mois de juillet à septembre 2021. Zarainay aminao sary vitsivitsy ny hetsika nataontsika farany t@ volana Jolay – Septambra 2021.
RESTONS CONNECTÉS Na dia fotoanan’ny fialan-tsasatra aza dia mbola afaka mihaona mivantana en ligne isika. Manao filazana ny vondrombavaka fa ny fotoana ifampaherezana sy ifampizarana isaky ny Alarobia dia afindra ny Alahady faharoa sy Alahady faha-efatra hariva.Bonnes vacances ! Mirary fialan-tsasatra mahafinaritra ho antsika rehetra! NEWSLETTER #22, 2021 Nous avons sélectionné pour vous quelques photos […]
Newsletter inside.fkmsm janvier – mars 2021 Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina Communauté œcuménique chrétienne malgache en Suisse et aux environs
Newsletter inside.fkmsm juillet – septembre 2020 Communauté œcuménique chrétienne malgache en Suisse et aux environs Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina
“Mankanesa atỳ amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.” Matio 11:28 “Venez à moi, vous tous qui êtes fatigués et chargés, et je vous donnerai du repos.” Mathieu 11,28 Newsletter avril à juin 2020. #insidefkmsm #allervers #journaldebord
Bonjour à toutes et à tous,Nous avons sélectionné pour vous quelques photos de nos activités du mois de janvier au mois de mars 2020.N’hésitez pas à nous envoyer vos infos, photos à seraweb[@]fkmsm.ch.Nous nous ferons un plaisir de les relayer.Meilleures salutations Salama tompoko,Zarainay aminao sary vitsivitsy ny hetsika nataontsika farany t@ volana Janoary– Martsa 2020.Aza […]