Past Events (Page 9)

Camp de Pentecôte du 19 au 21 mai 2018 – [ROUGEMONT, CH]

Camp de Pentecôte du 19 au 21 mai 2018. CHALET DU CLOS DES PIERRES Route du Revers 21 CH-1659 ROUGEMONT   Thème : “ Et il leur enseignait beaucoup de choses par des paraboles ” Marc 4:2   Un camp de la FKMSM. Quelques jours pour te changer les idées, pour vivre des moments forts […]

Fête des enfants

Parents! Voulez-vous faire connaître les grandes fêtes de l’Église à vos enfants? Réservez la date du samedi 21 avril! Apportez un petit pic nic et venez nous rejoindre! Les monitrices de l’École du Dimanche la FKMSM accueillent les enfants dès 12h jusqu’à 17h Au centre paroissial de la Servette 55 Avenue Wendt Genève Tous les […]

Fihaonann’ny vehivavy

Manome fotoana antsika ny mpanompon’ Andriamanitra Marthe Hervé ny zoma 20 avril ho avy izao! Tsy ifanavahana ny fotoana fa kosa hisy fotoana iompanana amin’ny tontolon’ny #vehivavy koa dia asaina manokana izy ireo. Amin’ny 7 ora hariva ny fotoana ao amin’ny salle paroissiale-n’ny Fiangonana Temple de la Servette Avenue Wendt 55 Genève Taomy ny namana rehetra! Radio Vaovao […]

Culte des communautés, Genève (GE)

Fotoana manaraka – Célébrations Ny fotoanantsika manaraka dia ny Alahady 18 Martsa 2018 ho avy izao, manomboka 10 ora maraina, ao amin’ny Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203 miaraka amin’ny namantsika camerounais, suisses ary vietnamiens. Manasa anao hitondra sy hiara-hizara ny sakafom-pirahalahiana aorianan’ny fotoam-pivavahana. Hitantsika etsy ambany ny programa. Koa dia maniry […]

Fotoam-pivavahana / célébration, Ecublens (VD)

Fotoana manaraka Ny Fotoam-pivavahana manarakan’ny FKMSM dia hatao ny Alahady 18 Febroary 2018 amin’ny 3 ora tolak’andro ao amin’ny Temple d’Ecublens, Place de Motty, 1024 Ecublens Maniry ny hihaona aminao am-pifaliana ary manao veloma anao amin’ny anaran’i Tompo. Fifandraisana: comite[@]fkmsm.ch ______________________________________________________ Prochain culte La prochaine célébration de la FKMSM aura lieu au temple d’Ecublens le […]

Fotoam-pivavahana / célébration, Genève (GE)

Ny fotoanantsika manaraka dia ny alahady 4 Febroary 2018 ho avy izao, amin’ny 3 ora tolakandro ao amin’ny Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203. Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana. Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao. *** Notre prochain rendez-vous aura lieu ce dimanche 4 février 2018 à 15h […]