Past Events (Page 13)

Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana / Célébration œcuménique, dimanche 22 Janvier 2017 à 14h, Temple de Gland

Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana “Koa sady solon’ny Kristy àry izahay no irak’Andriamanitra koa, ka tahaka an’Andriamanitra no mananatra, sy toy ny tenan’ny Kristy no mihanta aminareo hoe: Mihavàna re amin’Andriamanitra hianareo! ” 2 Korintiana 5, 20 Manasa anao hiara-hidera sy hankalaza an’Andriamanitra miaraka amin’ny Fiangonana malagasy rahavavy eto Soisa sy Frantsa manodidina ny   Alahady 22 Janoary […]

Retraite spirituelle FKMSM : 22-23 octobre 2016, Notre-Dame de La Salette, FR

FKMSM Retraite Spirituelle « Sambatra ny mamindra fo, fa hamindrana fo izy. » Matio 5 :7 Manasa anao handray anjara amin’ny Retraite Spirituelle karakarain’ny FKMSM ao Notre-Dame de La Salette. Ny fotoana dia hanomboka ny sabotsy 22 Oktobra, amin’ny 11 ora maraina Ny saran-dasy: 53.25 Euros isan’olona Fanamarihana vitsivitsy Sakafo ny sabotsy 22 Oktobra 2016, atoandro (repas canadien) […]