{"id":2492,"date":"2021-03-29T10:06:04","date_gmt":"2021-03-29T09:06:04","guid":{"rendered":"http:\/\/www.fkmsm.ch\/labo\/wordpress\/?p=2492"},"modified":"2021-03-29T10:07:20","modified_gmt":"2021-03-29T09:07:20","slug":"boky-tonga-ny-mazava-iii","status":"publish","type":"post","link":"http:\/\/www.fkmsm.ch\/labo\/wordpress\/archives\/2492","title":{"rendered":"BOKY : TONGA NY MAZAVA III"},"content":{"rendered":"\n<h1 class=\"wp-block-heading\"><strong>Ny Fiangonana Kristiana :<\/strong><br><\/h1>\n\n\n\n<figure class=\"wp-block-image\"><a href=\"https:\/\/tonganymazava.files.wordpress.com\/2012\/08\/tnm3.jpg\"><img decoding=\"async\" src=\"https:\/\/tonganymazava.files.wordpress.com\/2012\/08\/tnm3.jpg?w=211&amp;h=300\" alt=\"\" class=\"wp-image-19\" title=\"TNM3\"\/><\/a><\/figure>\n\n\n\n<p><strong>Tsangambato FKMSM 25\u00e8me<\/strong><\/p>\n\n\n\n<p>Noho ny fitarihan\u2019ny Fanahy Masina dia feno 25 taona ny niorenan\u2019ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Suisse sy ny manodidina. Ny FKMSM, araky ny fanafohizan-teny ahafantaran\u2019ny maro azy, dia nipoitra avy tamin\u2019ny fanirian\u2019ireo Malagasy nonina tao Suisse fahizany \u2013 notarihin\u2019ireo Komity voalohany dia i Pastora Rabemanantsoa No\u00ebl mivady, Itompokolahy Robel Blaise, Raharison Aim\u00e9, Jaona Emile, Andriamasy L\u00e9on, Robel Olga ary Eggiman Angeline \u2013 hiaraha-mivory, hidera an\u2019Andriamanitra amin\u2019izay fomba efa mahazatra azy, amin\u2019ny vavaka sy hira amin\u2019ny teny malagasy.<\/p>\n\n\n\n<p>Hatry ny niorenan\u2019ny FKMSM tamin\u2019ny taona 1985 ka mandrak\u2019androany dia miverina matetika ny fanontaniana hoe: \u201cMoa tena Fiangonana marina ve ny FKMSM?\u201d. Ho an\u2019ireo mpiangona ao moa dia ENY mazava ny valin-teny satria ny fanarahana an\u2019Andriamanitra, amin\u2019ny al\u00e0lan\u2019ny fanajana sy fampianarana madio ny Soratra Masina ary ny fizar\u00e0na marina ny Sakramenta, no antony ivoriany ao. Ho an\u2019ny olona sasany kosa, Kristiana tsotra na mpitondra fivavahana, dia fikambanana (\u201cassociation\u201d) ny FKMSM fa tsy azo antsoina hoe Fiangonana satria tsy miankina amin\u2019ireo Fiangonana samihafa misy any Madagasikara, toy ny EKAR, FJKM, FLM, Advantista, ary Anglikana.<\/p>\n\n\n\n<p>Mitondra valiny momba io fanontaniana io Pastora RABEMANANTSOA No\u00ebl amin\u2019ity boky ity, amin\u2019ny al\u00e0lan\u2019ny famelabelarana ny atao hoe \u201cFiangonana Kristiana\u201d, arak\u2019izay voalaza ao amin\u2019ny Soratra Masina.<\/p>\n\n\n\n<p>Isaorana Andriamanitra naniraka ny mpanompony hanao izany asa masina izany, ary mankasitraka an\u2019i Pastora RABEMANANTSOA No\u00ebl nanaiky nampiasa ny talenta nomen\u2019ny Tompo azy ho amin\u2019izany.<\/p>\n\n\n\n<p>Koa am-pifaliana no anoloran\u2019ny FKMSM ity boky ity ho isan\u2019ny tsangam-baton\u2019ny fankalazana ny faha-25 taona niorenany. Tsy ho an\u2019ny mpiangona ao amin\u2019ny FKMSM irery ihany anefa ny boky, fa ho an\u2019ireo Kristiana tsy an-kavanavaka izay mijoro ho vavolombelon\u2019ny asan\u2019ny Fanahy Masina amin\u2019ny fanorenana Fiangonana amin\u2019ny toerana izay nametrahan\u2019ny Tompo azy.<\/p>\n\n\n\n<p>Hanampy azy ireo hiroso tsy am-pisalasalana amin\u2019ny fitoriana ny Soratra Masina anie ity boky ity, amin\u2019ny firaisana marina amin\u2019i Kristy Jesosy, araky ny Teny fanevan\u2019ny faha-25 taonan\u2019ny FKMSM manao hoe: \u201cIzay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy\u201d, Jaona 15: 5b.<\/p>\n\n\n\n<p>Geneva, faha 2 Mey 2010.<\/p>\n\n\n\n<p>RANDRIAMIHARISOA Alex<\/p>\n\n\n\n<p>Filohan\u2019ny FKMSM<\/p>\n\n\n\n<p>TEHINDRAZANARIVELO Liva<\/p>\n\n\n\n<p>Komity FKMSM, mpandrindra ny fanontana ny boky<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Ny Fiangonana Kristiana : Tsangambato FKMSM 25\u00e8me Noho ny fitarihan\u2019ny Fanahy Masina dia feno 25 taona ny niorenan\u2019ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Suisse sy ny manodidina. Ny FKMSM, araky ny fanafohizan-teny ahafantaran\u2019ny maro azy, dia nipoitra avy tamin\u2019ny fanirian\u2019ireo Malagasy nonina tao Suisse fahizany \u2013 notarihin\u2019ireo Komity voalohany dia i Pastora Rabemanantsoa No\u00ebl mivady, Itompokolahy [&hellip;]<\/p>\n","protected":false},"author":2,"featured_media":2493,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[75],"tags":[],"class_list":["post-2492","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-annonces","ctfw-has-image"],"_links":{"self":[{"href":"http:\/\/www.fkmsm.ch\/labo\/wordpress\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/2492","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"http:\/\/www.fkmsm.ch\/labo\/wordpress\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"http:\/\/www.fkmsm.ch\/labo\/wordpress\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"http:\/\/www.fkmsm.ch\/labo\/wordpress\/wp-json\/wp\/v2\/users\/2"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"http:\/\/www.fkmsm.ch\/labo\/wordpress\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=2492"}],"version-history":[{"count":1,"href":"http:\/\/www.fkmsm.ch\/labo\/wordpress\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/2492\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":2494,"href":"http:\/\/www.fkmsm.ch\/labo\/wordpress\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/2492\/revisions\/2494"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"http:\/\/www.fkmsm.ch\/labo\/wordpress\/wp-json\/wp\/v2\/media\/2493"}],"wp:attachment":[{"href":"http:\/\/www.fkmsm.ch\/labo\/wordpress\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=2492"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"http:\/\/www.fkmsm.ch\/labo\/wordpress\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=2492"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"http:\/\/www.fkmsm.ch\/labo\/wordpress\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=2492"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}