Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina

Accueil Voa tsara nafafy Toeram-pivavahana Vaovao Isam-bolana Fotoana manaraka Komity Sampana @ FKMSM Tetik'asa Tantara Fitsipika Sary Sary mihetsika Rohy

 

Version Française

 

Vaovao isam-bolana: Taona 2002

 

 

Janoary 2002    
  Febroary 2002  
    Marsa 2002

Tompo ô, hankany amin'iza moa izahay? Ianao no manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay.

Ary Izahay mino ka mahalala fa Ianao no Ilay Masin'Andriamanitra. (Jaona 6. 68-69)

     
Aprily 2002    
  May 2002  
    Jona 2002
Eny an-danitra no itsinjovan'i Jehovah; mijery ny zanak'olombelona rehetra Izy;
Eo amin'ny fonenany no ijereny ny mponina rehetra ambonin'ny tany.
Dia Izy Mpamorona ny fon'izy rehetra sy Mpamantatra ny asany rehetra.
(Salamo 33. 13-15)
     
Jolay 2002    
  Aogositra 2002  
    Septambra 2002
Fa inona no soa azon'ny olona, raha mahazo izao tontolo izao izy, nefa very ny ainy?
Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanany Lahitokana,
mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay. (Marka 8. 36-Jaona 3.16)
     
Oktobra 2002    
  Novambra 2002  
    Desambra 2002

Eny, tena marina tokoa sy mendrika hitokiana indrindra izao:

Tonga tety an-tany ny Kristy Jeso hamonjy ny mpanota.
Ianao mino fa misy Andriamanitra iray; tsara ny ataonao;
ny demony koa anefa mino izany, ka mangovitra.
(1Timoty 1.15 - Jakoba 2.19)
     

Version Française

Accueil Voa tsara nafafy Toeram-pivavahana Vaovao Isam-bolana Fotoana manaraka Komity Sampana @ FKMSM Tetik'asa Tantara Fitsipika Sary Sary mihetsika Rohy

Copyright © 2006 web master FKMSM