Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina

 

Vaovao APRILY 2006


 
02 APRILY 2005

Misaotra an'i Mgr Fortunatus Nwachukwa (conseiller mission permanente du Saint-Siège auprès de l'ONU à Genève) tamin'ny fotoam-pivavahana katolika izay notaritiny ary ny fandraisana izay nataony tamin'ny endrika vaovao. Misaotra koa ireo rehetra nandray anjara tamin'ny fanatotosana ny fotoana, i Liva Tehindrazanarivelo sy ireo namana mpiara-mivavaka katolika.

23 APRILY 2005, Paska

Misaotra an'i Pasteur Arintsoa nanatotosa ny fotoam-pivavahana tamin'ny Paska ary hisaorana koa ireo rehetra nanampy tamin'ny fikarakarana.

FOTOANA MANARAKA (3-7 may 2006)

Fifaliana ho an'ny FKMSM ny manasa anao amin'ireto fotoana manaraka ireto any Lausanne