Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina


 

Vaovao Novambra 2005

1) Ny Valihan'i Jehovah no nitarika ny fotoana ka misaotra ireo rehetra nandray anjara.

 I Onja no mpitarika sy nandrindra ny culte

2) Natolotr'iPasitera Ntsoa tamin'n'ny Fiangonana i Andriamatoa Alain Razaname ho filohan'ny FKMSM.

Ary  nanome toky fa hatao ny asa arakin'ny nametrahan'i Tompo taminy izany asa izany.

2) Ny  Filohan'ny Fiangonana Alain Razaname no niarahaba an'i Liva Tehindrazanarivelo tamin'ny  nivoahan'ny boky nosoratany ho famaranana ny fianarana nataony.

Mampahery koa ireo tanora  rehetra mbola eo am-panatanterahana izany fianarana izany. Nohamafisin'i Pasitera Ntsoa tamin'ny fandraisana fitenenana nataony fa afaka miara-dalana tsara ny ny fanaovana ny asan'i Tompo sy ny fianarana ka tsy atao sakana hanakana ny adidy amin'ny Fiangonana ny famitana izany fianarana izany.

3) Filazana momba ny kermesin'ny fiangonana, ny antsam-piderana hatao ny asabotsy 03 Desambra.

4) Nahazo Sonorisation  ny Valihan'i Jehovah ka nampiasaina nandritrin'ny Culte.