Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina
Vaovao Okobra 2005
1) Misaotra ny antokompihira STL nikarakara sy nitarika ny fanompoam-pivavahana tany Lausanne. Misaotra koa an'i Pastora Arintsoa nitoriteny sy nampandray.
2) Ny kermesy izay homanin'ny FKMSM dia hatao ny asabotsy 03.desambra 2005 ao @ salle paroissiale de Vernier. Marihina fa hisy Tombola izay mety ahazahoana billet mandeha any an-tanindrazana @ io ka mamporisika ny tsirairay hamandrika ny takila.
3) Ny antsm-panahy izay iarahana @ chorale eto an-toerana sy avy any ivelany dia hatao io asabotsy 03 desambra io ihany 2005. Ny alahady 04 desambra kosa no hamaranana ny taon-jobily amin'ny alalan'ny fotoam-pivavahana.
4) Ny fiangonana amin'ny manaraka dia any Genève @ 06 novambra 2005.