Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina

Remonter JANOARY 2002 FEBROARY 2002 MARSA 2002 APRILY 2002 MAY 2002 JONA 2002 JOLAY 2002 AOGOSITRA 2002 SEPTAMBRA 2002 OKTOBRA 2002 NOVAMBRA 2002 DESAMBRA 2002

 

Vaovao SEPTAMBRA 2002

 

1 ) Niova ny filohan'ny sampana vehivavy ka lasa i Ravaka Vonjinirina indray.

2) Misaotra an'Andriamanitra lalandava fa tanteraka soa aman-tsara foana ny fotaom-pivavahana ary misaotra manokana an'i Atoa Ambinintsoa RANDRIANARIJAONA izay nikarakara an'izany.