Vaovao MAY 2005
01 MAY 2005
Misaotra an'i Rtoa Mamy Tehindrazanarivelo nitarika ny fotoana. Misaotra koa
an'i Pastera Ntsoa tamin'ny fandraisana.
Misaotra an'i Lanja nitarika ny fotoana ary i Mbinina nitoriteny tamin'ity alahaky pentekosta ity. Tsy nisy fandraisana fa tsy nahita pasitera na pretra.