Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina

Remonter Janoary 2004 Febroary 2004 Marsa 2004 Aprily 2004 Mai 2004 Jiona 2004 Jolay 2004 Aogositra 2004 Septambra 2004 Oktobra 2004 Novambra 2004 Desambra 2004

 

Vaovao FEBROARY 2004

 

 

1 ) Misaotra an'Andriamanitra fa tanteraka soa-aman-tsara ny fanompoam-pivavahana tany Genève tamin'ny alahady 1 febroary teo. Misaotra an'i Pasitora Arintsoa nitarika ny fotoana ary nanome ny sakafo-panahy.
 

2) Nifidy ny biraony ny komity tamin'ny fivoriana izay nataony tao Ecublens ny asabotsy 24 janoary tolakandro. Toy izao indray ary ny fitsinjarana ny andraikitra ao amin'ny komitin'ny FKMSM:
- Filoha: Atoa Ambinintsoa Randrianarijaona
- Filoha lefitra: Atoa Alain Razaname
- Mpitahiry vola: Atoa Fabio Edafe
- Mpitahiry vola lefitra: Rtoa Aimanantsoa T.
- Mpitantsoratra: Rtoa Andriambohavonjy Haingo
- Filohan'ny antoko-mpihira: Rtoa Felana Rabemanantsoa
- Filohan'ny sampana vehivavy: Rtoa Elisa Ramanirika
- Mpiandraikitra ny sampana finoana:
   - Rtoa Ravaka Edafe
   - Atoa Lanja Rasolondraibe
- Mpanolon-tsaina:
   - Rtoa Lala Randriamiharisoa
   - Rtoa Tahina Rasolondraibe
   - Atoa Toky Rabemanantsoa
   - Atoa Liva T.


3) Noraisin-tanana sy nomen'ny fiangonana tso-drano ny komity vaovao amin'ny andraikitra izay noraisin'izy ireo tsirairay avy.

 

Remonter Janoary 2004 Febroary 2004 Marsa 2004 Aprily 2004 Mai 2004 Jiona 2004 Jolay 2004 Aogositra 2004 Septambra 2004 Oktobra 2004 Novambra 2004 Desambra 2004