Fiangonana Kristiana Malagasy eto Suisse sy ny Manodidina

 

Accueil Remonter Sosialy Fanasina Sekoly Alahady ValihaJ Vaomiera Finoana

 

Sekoly Alahady

 

Raha mila fanazavana ianao mikasika ny Sekoly Alahady ao amin'ny FKMSM ianao dia manantona na manorata amin'ireto tompon'Andraikitra eto ambany ireto:

Felana Rabemanantsoa (Rasolondraibe)
Tahina Rasolondraibe (Rabenarivo)

Marihina fa mila olona ireo mpiandraikitra ireo araka ny voalaza ao amin'ny vaovaom-piangonana tamin'ny volana Marsa 2003 lasa teo.